Elite Bongolava
ny ato @ team bongolava dia misy fepetr takian rehef milalao @tournoi na otran zan ,mb ts hanesoheso olon na hanambaninbany f aleo mifanaja ihany ho fitazomana ny fihavanana .Ny olon avy eto Bongolav ihany alo no azo raisan ato anatin 'ny team satria manandanja izan ao anatin'ny lalao izay hoataontsik .Mahazoa finaritr sy fafinaretana daholo ar eh
Tournaments
Skewer Endgame Gambits call Team Battle10+2 • Rapid • Rated • 2h 30m | Battle of 22 teams | 79 | |
Mipipi pawntaloha Team Battle10+2 • Rapid • Rated • 2h 30m | Battle of 22 teams | 84 | |
Success story 1k viewers Team Battle10+2 • Rapid • Rated • 2h 30m | Battle of 21 teams | 60 |